Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Société

Arahabaina Ary mirary Pentekosta Feno fahavitrihina… Que l’Esprit Saint soit avec vous

La gazette de la grande île
28/05/20232 minute read

Arahabaina ary Mirary Pentekosta Feno fahavitrihina

Ny Fanahy Masina anie homba anareo amin’izao andron’ny Pentekosta izao, ary ho aminareo anie ny fitiavana sy ny fiadanana ary ny fifaliana. Ilaina izany ankehitriny mba hanangan-tsika miaraka an’i Madagasikara vaovao.
 Ny ray aman-drenintsika dia nampianatra fa ny firaisan-kina dia hery manoloana ny ratsy . Izany dia naseon’izy ireo  nandritra ny tolona ho amin’ny fahaleovantena ny tanindrazana iombonana.
 Ny firaisan-kina dia mampitandrina antsika ny amin’ny mety ho voka-dratsy ny fahasamihafana lalaovan’ny Ratsy.
 Ny firaisan-kina no hery lehibe handresena ny ratsy amin’ny fikatsahan-tsika ireo tanjona iraisana sy mendri-kaja. Ny fitambaran’ ny  Hery tsara avy amin’ isika tsirairay, dia hampizotra Ny Malagasy mankany amin’ny  firahalahiana  sy  ny firaisankina marina amin’ny fananganana an’i Madagasikara vaovao.

______________________________________

Que l’Esprit Saint soit avec vous pour cette journée de Pentecôte et que l’amour, la paix et la joie soient avec vous. Ils sont nécessaires pour construire ensemble un nouveau Madagascar. Nos parents nous ont enseignées que l’Unité fait la Force pour face au mal comme ils ont montré durant la lutte pour notre indépendance.
L’Unité nous met en garde sur le risque de submersion par nos différences générées par le « Mal ».
Cette unité est la force pour surmonter le « mal » dans la quête de nos objectifs communs et nobles. Avec toutes nos forces combinées pour le bien, nous serons sur le vrai chemin d’une véritable fraternité et sur le vrai chemin de l’unité pour la construction d’un nouveau Madagascar.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top