Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Bakalorea 2023 : Nitokona ny mpitsara eto Antananarivo

La gazette de la grande île
17/08/202329 second read

Nianto ny fitsarana ny bakalorea eto Antananarivo. Tsy hanohy ny fitsarana ny mpampianatra ireo raha tsy vitaloa ny tambin-karama azy ireo.
Raha ny tetiandro napetrakin’ny fanjakana amin’ny fitsarana ity dia ny faha 17 Aogositra 2023 ity no havoaka ny valim-panadinana ity. Nanambara ny mpitsara ireo ny androany 17 Aogositra fa mianto ny fitsarana raha tsy azo ny karamany. Marihina fa mbola misy ny tambin-karama tsy voaloa tamin’ny taona lasa 2022 ka nahatonga mpanadina tsy nety niasa intsony tamin’ny taona ity.
Mikorontana ny sain’ny ray aman-dreny sy ny mpianatra noho izany. Tsy zakan’ny fanjakana ity intsony ny fitantanana sy fampandehanana ny raharaham-pirenena.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top