Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Fanamelohana ny toe-draharaha ankehitriny Fomba fotsiny sisa ny miteny

La gazette de la grande île
14/09/202320 second read

Manameloka ny toe-draharaha politika ankehitriny avokoa na ny mpanao politika na ny fikambanan’ny firaisamonim-pirenena.
Fanamelohana tsy mitondra makaiza akory fa fanamelohana an-taratasy sy ambony latabatra ihany. Toa lasa fomba fotsiny ny miteny. Samy mahalala ny tsy fanarahan-dalàna mibaribary ataon’ny fitondràna ankehitriny ny rehetra fa tsy misy sahy mandray andraikitra.
Zary lasa teny an’efitra fotsiny ihany ireo karazana fanamelohana atao. Tonga amlin’ilay fitenenana ankehitriny hoe « misy mihaino? »

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top