Fitakiana tsy misy fepetra nyu hamotsorana an’i Foutsie Tsotsy no nasetrin’ireo Ray aman-dreny ara-poko avy any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana tamin’ny fanambarana omaly. Niray feo , nijoro tsy nangataka andro ireo ray aman-dreny ara-poko ireo amin’ny hamoahana , ny tsy hitazomana an’i Foutsie Tsotsy amin’io raharaha nisamborana azy io. Vokatry ny fitazomana azy, na ny teny amin’ny zandarimaria na ny teny amin’ny fitsarana izany. Tsy rariny hoy ireo ray aman-dreny ara-poko ireo satria mahatsapa izahay fa fanairana no nataon’ny zanakay fa tsy hoe niantsy ady tamin’ny mpitandro filaminana izy tanaty tamban-jotra , na nanompa ihany koa.
Mby hatraiza ny fijoroana amin’ny fiarovana ny zanaka eto Imerina rehefa misy tranga toy izao ? Ny eto Imerina dia manakora aza no atao hoe “sa akory izay , aleo higadra any fa sitrapony ny azy….”
Raharaha Foutsie Tsotsy: Mijoro ny Ray aman-dreny ara-poko
La gazette de la grande île
19/09/2023•41 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312950
Your IP Address: 3.145.7.187
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »