Mikorontana izay tsy izy ny tontolon’ny politika eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao. Tsy mijanona fa mihamafy hatrany ny fihantsiana ataon’ny andaniny roa mpifaninana dia ny mpomba an’i Andry Rajoelina ankilany , ary ny mpomba ny kandidà 12 hafa andaniny. Mihenjan-droa ny tady ankehitriny ary manahy mafy ny korontana ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy. Hatrany ambanivohitra rehetra any dia manahy mafy ny tsy hisian’ny fifidianana ity.
Na dia miezaka ny manazava ny lalana ny mpitondra izao ary manentana ny olona ny hifidy dia tsy taitra ny ankamaroan’ny olona. Matahotra rotaka, manahy ny hisian’ny krizy indray. Na dia tsy miteny aza ny ankamaroan’ny olona dia mampatahotra ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny satria toa miroso any amin’ny korontana indrau
Fifidianana: Maro ny Malagasy no tsy resilahatra d amin’ny fahatanterahany
La gazette de la grande île
25/09/2023•33 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312935
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »