Ny Hasina Andriamanjato no mpitondra-teny, nodimbiasan’i Pierrot Rajaonarivelo, Soja Jean André na Kaleta, ary farany dia Marson Evariste. Antoko politika 13 no niaraka tamin’izany toa ny AKFM, AKFM fanavaozana, Avana, Avi, Freedom, Gffm, Hiaraka Isika, Liareke, Maitso, Mdm, Rpsd, TGV, ary mpikambana avy amin’ny Leader Fanilo.
Nitarika ny hetsika Mamy Ravatomanga sy Lalatiana Rakotondrazafy minisitry ny serasera. Hanohana ny filoha teo aloha Andry Nirina Rajoelina izy ireo.
Raha ny fahitana ny kabary izay nifandimbiasana dia hita fa tsy matoky tena amin’ny fandresena amin’ny fifidianana izy ireo fa manana ahiahy be ihany. Ohatra amin’izany ny filazan’izy ireo fa tsy tokony hiroaroa saina ny olona amin’ny fanohanana an’i Rajoelina. Izay midika izany fa mampisalasala ny fitiavan’ny vahoaka azy. Toa izany koa ny fanentanana ny olona hifidy izay azo adika fa tsy marisika amin’ny fifidianana ity ny vahoaka.
Olona teo 150 teo no tonga nanao ity fanehoana hery nataon’ny goaika antitra politika ity tao amin’ny Hotel Colbert ny zoma 29 Septambra 2023.
Armada : Nipoitra ny dinosaures politika
La gazette de la grande île
29/09/2023•46 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312953
Your IP Address: 3.136.19.124
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »