Ny zomà faha 29 Septambra 2023 tolakandro dia nandeha haneho hevitra eny amin’ny kianjan’ny 13 May ao Analakely. Ahiana hisy ny fifandonana amin’ny mpitandro ny filaminana amin’ny fotoana izao satria efa miandrana ao koa ny Emmo /nat, izay vonona ny handrava ity fihetsiketsehana ity. Marihina fa teny amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena teny Mahamasina no nifamotoana tamin’ny vahoaka ny kandidà 12 ireo nefa noho ny sakatsakana nataon’ny miaramila dia izao nihazo an’ny Kianjan’ny 13 May izao izy ireo ny tolakandro.
Mihamafana ny raharaha politika satria nahazo olona maro koa ireto kandidà 12 ireto. Ho hitantsika ny tohin ‘ny raharaha ity.
Kianja ny 13 may : Niakaran’ny kandidà 12
La gazette de la grande île
29/09/2023•28 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312886
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »