Ny alatsinainy faha 2 Oktobra 2023 dia korontana izay tsy izy no nitranga tany amin’ny tanàna Masina ao Vohipeno ity tao aorian’ny nahafaty ilay ramatoa novoin’ny vadiny tamin’ny fomba feno habibiana. Vokatr ‘izay dia niafara tamin’ny fahamaizana trano miisa 300 mahery ny raharaha.
Voalaza fa ny depiote Tsabotokay no nitondra nandositra ity mpamono olona ity any Manakara omaly io. Tezitra noho izany ny vahoaka any VOHIPENO ka mitady ny depiote Tsabotokay sy zanany hatao solon’ilay mpamono olona izay nalefa any Manakara ity. Mafana dia mafana ny raharaha any an-toerana ka ahiana mafy ny hitatra amin’ny zavatra hafa sy politika koa.
Vohipeno : Tadiavin’ny vahoaka ny depiote Tsabotokay sy ny zanany
La gazette de la grande île
04/10/2023•30 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312770
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »