Ahatsiarovana ny nandravana ny orinasa mpanao gazety La Gazette de la Grande Ile tamin’ny volana febroary 2023 izay nanapotehina azy ity nahazo ny tele Dream’in tetsy amin’ny Plaza Ampefiloha ity.
Avy hatrany dia tonga ny zandary hamoaka entana. Mirongo basy sy fitaovam-piadiana. Vao nahita izany ity vehivavy mpiasa tao iray dia torana avy hatrany dia maty noho izany.
Tsy ny Dream’in ihany no voaroaka fa tao koa ny I-BC izay tele ihany koa.
Andrasana koa ny hisamborana ny tale jeneraly tompon’ity gazety ity dia i Andry Raobelina izany izay kandidà tamin’ny fifidianana filoham-pirenena farany teo iny.
Na inona no fomba filaza sy fanazavana dia fanapotehana ny demokrasia sy ny fahalalahana fototra eto Madagasikara izao ataon’i fitondrana Andry Rajoelina izao. Tena efa fanjakana jadona no dikany. Toa izao no fomba itondran’ny Poutine ny Sovietika.
Mieritrereta ry malagasy!
Dream’In sy I-BC : Ny hahazo ny La Gazette de la Grande Ile no mitohy izao
La gazette de la grande île
05/02/2024•41 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
314504
Your IP Address: 3.147.62.5
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »