Voalaza fa misy choléra atsy amin’ny nosy Kaomoro. Tsy alavitra an’i Madagasikara izany ary atahorana mafy ny hahatongavany eto amin-tsika. Isany ho voa mafy amin’izany Antananarivo izay maloto dia maloto tokoa. Ny faritra any Mahajanga no atahorana mafy amin’ny fidiran’ity valan aretina ity satria dia ao no varavarana misokatra amin’ny nosy Kaomoro ity na amin’ny alalan’ny sambo izany na ny fiaramanidina. Ity faritra ity izay mbola andalovan’ny areti-maso ka olona maro tany an-toerana no tratran’izany.
Mila mitandrina mafy ny malagasy eo anatrehan’izany fa raha izao fiainana efa tsy zarizary izao no mbola idiran’ity aretina choléra ity dia azo antoka fa faty olona tsy hay intsony no hitranga.
Choléra : Mihorohoro ny vahoaka malagasy
La gazette de la grande île
06/02/2024•32 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
312443
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »