Ho antsika Malagasy mpiray tanindrazana indrindra ireo tanora Malagasy maro an’isa, ho avy ny Tanindrazana iombonana.
Tonga izao n’y fotoana fanadinana « Baccalauréat » sy ny afa koa; dia mirary soa sy fahombiazana ho anireo tanora Malagasy rehetra.
Fa izao no azadino amin’ny fiainana ho amin ny hoavy. Matetika amin’ny fiainanny olombelona, dia ny hadalana sy ny rendrarendra dia mahavariana lavitra noho ny faharanitan-tsaina, izay lalina dia lalina.
Izany faharanitan-tsaina izany dia misy fetrany fa ny hadalana sy rendrarendra dia tsy manam-petra .
Raha maka lesona avy amin’izany isika ka raha tia handroso marina ao anatinny fandriampalemana sy fahasambarana dia hampiasao ny faharanitan-tsaintsika ho amin’ny zavatra mahasoa ao anatin’ny fahamarinana.