Avy any Dobay dia Turquie, dia mandalo any Frantsa dia mitety firenena mahantra any afrika. Tsy hita izay tombotsoa entina hoan’ ny firenena avy any fa mandositra ny olana misy eto Madagasikara fotsiny no ataon’ny filoham-pirenena.
Valo volana izao no nanomboka ny fitondrana vaovao. Ny governemanta tsy mety ho tafatsangana. Ny fifidianana ben’ny tanana tena mbola ankamantatra. Ny fahatrana eto amin’ny firenena tsy hita intsony. Ny fampianarana, ny fahasalamana, ny fahapotehan’ny lalana tsy tenenina intsony. Mandositra ny olana anatiny eto Madagasikara ny filohampirenena. Midina ambany ny sandan’ny vola malagasy…
Kely sisa dia feno iray taona ny fitondrana vaovao. Tsy misy fampandrosoana mangirana azo antenaina hatramin’izao. Tena voa lafy ny firenena. Lozabe mbola tsy nisy toa izao.
Andry Nirina Rajoelina : Ilaozany mitety firenena vahiny tsy hanino tsy haninona ny raharaham-pirenena
La gazette de la grande île
29/07/2024•34 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
313251
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »