Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Fifidianana ben’ny tanàna Mahazo fandrahonana ireo tsy kandidà mpanjakana

La gazette de la grande île
12/09/202431 second read

Marobe ny fitaraina amin’izao fotoana izao fa rahonan’ny depiote sy ny mpomba ny fitondrana ankehitriny ireo izay tsy kandidàm-panjaka. Ampatahorona mafy fa hogadraina na hoesorina amin’ny asany ireo mpiasam-panjakana tsy milatsaka ao amin’ny antokon’ny mpitondra fanjakana. Ny filazana fa tsy ho lany raha tsy kandidàn’ny fanjakana dia mahazo vahana manerana an’i Madagasikara. Kivy ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy noho izany.
Eo anatrehan’izany dia azo antoka fa maro no kaominina tsy hisy hilatsaka raha tsy ny kandidàn’ny fanjakana ihany.
Efa fanjakana tsy refesi-mandidy no misy eto ary fanjakan’olotokana. Tsy misy intsony izany demokrasia izany ary tambazotra ny atao hoe « mafia » no misy ankehitriny.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top