Aoka izay ny fanararaotana ny fahatsoran’ny Malagasy. Miakatra isanandro ny vidin’ny Jiro sy Rano izay tapaka lava. Mijaly ny vahoaka. Voasazy handoa lamandy rehefa tara ny fandoavana ny Fakitiora.
Simba anefa ny fitadiavana. Mandry andriran’antsy noho ny tahotra anaty haizina. Vidiana lafo ny jiro sy rano izay tsy sitrahana akory.
Aoka izay ! aza aloha ny fakitiora ! Manan-jo ianao hitaky ny rariny.