14 octobre 1958, teraka ny Repoblika an’i Madagasikara.
14 octobre 2024 , 65 taona aty aoriana, dia miaina ao anatin’Ny revolisiona « Orange » notaritin’Atoa Andry RAJOELINA i Madagasikara.
Révolisiona izay toa midika hoe:
“Ny fianakaviana Atoa Andry RAJOELINA sy ireo olombitsy mitovy fijery sy fomba fiainana aminy ary ny mpanankarena no Mandresy ka miadana sy finaritra .
Fa ny Ambiny sy ny Malagasy maro an’isa no resy tanteraka , mia mahantra ao anatin’ny tsy fandriampalemana.
Roavina re mba hiadana sy ho finaritra I Madagasikara ? izay voalaza ao anatin’ny hirampirenena no foronona hanamarihana ny fitsanganan’ny Repoblika an’i Madagasikara tamin’ny 14 octobre 1958.
Izay ny zava misy aloha atramin’ny androany . Indrisy.