Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Fitsarana PAC SA PACK?

La gazette de la grande île
26/10/202536 second read

Notànan’ny governemanta maorisiana am-ponja i Mamy Ravatomanga, taorian’ny fanadihadiana sy ny fitsirihana nataon’ny sampan-draharaha misahana ny heloka be vava ara-bola sy famotsiam-bola (FCC).
Ny PAC eto amintsika irery ihany no mahita fa madio mangatsakatsaka i PDG (io moa no fiantsian’ireo laoranjy) azy ka mampametra-panontaniana hoe PAC as PACK ity rafi-pitsarana natao hiady amin’ny kolikoly eto amintsika ity?
Ny PAC mantsy dia Pole Anti-corruption no fanalavana azy. Izany hoe, rafitra natao hanenjahana ireo mpanao kolikoly.
Ny PACK kosa indray dia tolotra misy zavatra maromaro toa ny hoe VOLA BE, FIARA RAITRA, TRANO BE, mba hanomezana fahafaham-po ny mpividy na mpanjifa.
Raha ny zava-misy eo anivon’ny Fitsarana amin’ny ankapobeny eto amintsika dia toa ity PACK ity no heno matetika. Manova zavatra marina ny teny.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top