Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Orinasa AMARANTE MIALA ETO MADAGASIKARA

La gazette de la grande île
28/10/202516 second read

Ity orinasa AMARANTE ity no misahana ny fiambenana ny sisintany (sécurité aéroportuaire). Avy amin’ny alalan’io orinasa io avokoa no namoahan’i Mamy Ravatomanga sy ny forongony ireo volamena amin’ny Taonina, ny vatosoa ary ireo harena Malagasy rehetra. Mila miala haingana reo Madagasikara ity orinasa AMARANTE ity. Mila mandray fanapahan-kevitra haingana ny filohan’ny Fanavaozana an’i Madagasikara.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top