Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Mamy Ravatomanga : MPILALAO SARIMIHETSIKA

La gazette de la grande île
06/11/202527 second read

Nofehezin’i Mamy Ravatomanga avokoa ny sehatra rehetra teto Madagasikara: Fahasalamana, Fitaterana, Asa Vaventy, harena an-kibon’ny tany, voly fanondrana, sns.
Ankehitriny kosa dia niditra teo amin’ny sehatry ny Sarimihetsika i Mamy Ravatomanga ary tena malaza tokoa ny tenany atsy Maorisy.
Mirijarija be izao miditra ny Fitsarana; lasa mandeha amin’ny fauteuil roulant indray rehefa mivoaka.
Nianjera tao amin’ny douche hono mantsy i Mamy Ravatomanga nialohan’ny nitondrana azy teny amin’ny Fitsarana ka nampitombo ny tsy fahasalamany.
Ity tontolon’ny Sarimihetsika ity izany no sehatra farany nidiran’i PB ary tena mahavariana fa manan-talenta tokoa ny lehilahy.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top