Mitady hevitra mafy tsy hidirana any am-ponja i Mamy Ravatomanga ka mitety ireo clinique atsy Maorisy no hany sisa hevitra.
Niala tao Candos dia hiditra any amin’izany Premium izany dia asa ho aiza indray amin’ny tapa-bolana!
Vola miditra koa izany ary mety hifanarahan’ireo clinique mihitsy aza ny fandraisana azy tahaka ilay hoe tsy maintsy mandalo 48h (mampidi-bola ao aloha) ao amin’ny Polyclinique Ilafy avokoa izay marary rehetra mila manao EVASAN.
Izay olona rehetra notorian’i Mamy Ravatomanga teto Madagasikara nefa avy hatrany dia any Tsiafahy sy Antanimora na manana aretina na tsia. Habibiana mihitsy no natao tamin’izy ireny.
Lasa ataon’ny olona vazivazy ratsy indray aza ity sinema ataon-dRavatomanga ity hoe: « mety hifindrafindra morgue koa ve izany ny tenany? ».
Mihoraka mihitsy moa ny fonja amin’izao raharaha Ravatomanga atsy Maorisy izao. Be loatra ireo migadra noho ny nataon’ity mpangalatra sy mpambotry firenena ity.
Mamy Ravatomanga : MITETY CLINIQUE
La gazette de la grande île
14/11/2025•42 second read

Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5626675
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





