Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

rariny sy hitsiny raha manana ahiahy ny maro mikasika ny fahitana ny zava-misy ankehitriny.

La gazette de la grande île
14/11/202512 second read

Rariny sy hitsiny raha somary mitavozavoza ny fahitantsika ny fitondrana ilay tena fanovana satria toa tsy olona vonona ny hanova loatra no tazana ao ambadika ao. Rariny sy hitsiny arak’izany raha mbola maro no te-hiverina hidina an-dalambe. Am-bava homana, am-po mieritreritra!

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top