Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Politique

Arahabaina Maître afaka madiodio tamin ny raharahampitsarana prétexte nanagadràna azy .

La gazette de la grande île
22/12/20252 minute read
Manararaotra ihany i poly mampahatsiahy fa Misy karazan olona Maro nitondra ny fanovàna sy niady Amin ny tsy rariny Ary ny tsy fanarahan dalàna eto Amin ity firenena ity.
Misy ireo nitolona aman taonany,nigadra,voaenjika,voailakilaka lany rora tamin ny radio ,plateaux,publications actions , antoko manao manifs hetsika izao sy izao fanambaràna ( andraikiny izany ) ,nidina an dalambe.nisy olona tsotra na personalités na lahy na vavy voantso teny Amin ny zandary, polisy, pac sns n’y syndicats isan tokony n’y vahoaka von ny tsindry hazo lena . niteraka ny fiteny hoe manga masaka io fanjakana Misy scandale par jours io,
May be an image of one or more people
Misy ny société civile aman jatony manao déclaration isaka ny mahatsiahy ,manao manif esthétique sy maka sary tsara tarehy mitàna baoritra eny antaninarenina sy eny Amin ny zaridaina vatsian ny vazaha vola ,mpitolona de salon henjana be.
– Misy koa ireo nitolona nanomboka 26 sektambra lasa Téo.
Ary misy ireo tena spesialy izay resy lahatra fa ny nataony telo herinandro.no nampiongana an ndrajoelina sy ravatomanga ary ny mafia fa ny ankoatr izay vongan dity aby.
Ilay sokajy voalohany no arahabaina i poly ETO Ary Mbola ankahereziny fa efa tapaka n’y Lohan n’y mafia hydre à plusieurs tête saingy tsy mora ny manaisotra ny fakany
Ps i Lola no namoaka ny resaka malito mahakasika an ndry Cédric sy ry varira ry outaines de la République Ary Antony nitadiavan ndry borizity isany prétexte hanakatonana ny gazetiny sy hanagadràna azy .
Afaka madiodio izy androany saingy potika tanteraka na ny orin asa na ny mpiasa na n’y fahasalamany saingy tsy Mbola henonao hitaraina ohatry ny sasany . Combattant ny anay ireny .Misy toetra saingy manana principe ( tsy nisy nandoro pneus na niogaoga ny mpiasan i Mbola na ny mpiasan ny Lagazette na ny mpiasan i Fleury Rakotomalala rehefa nopetahanareo izy.
Partager cette article
Articles connexes
Back To Top