Andrasana eto Madagasikara amin’ity herinandro ity ny delegasiona ny vondrona Eoropeanina. Hijery ny zava-misy eto Madagasikara izy ireo ary hihaona amin’ny mpisehatra politika isan-karazany. Mazava hoazy fa hanao tombana ny raharaham-pirenena izy hatramin’izay nitondran’ny filoha Michael Randrianirina ny tetezamita izay.
Mandeha dia mandeha ny ady hevitra politika mahakasika ny politika ivelany an’i Madagasikara ankehittiny. Tsy mazava tsara ny tena fironan’ny mpitondra amin’ny andrim-panjakana satria misy no mbola mifikitra amin’ny fitondrana frantsay sy eoropeanina toa ny Praiminisitra. Ny filoham-panjakana indray milaza fa mivelatra amin’ny firenena rehetra ary ny filohan’ny antenimieram-pirenena indray dia miandany amin’ny Rosianina. Mandeha dia mandeha koa anefa ny resaka fa sady maka ny Rosianina no miandany any amin’ny Amerikanina ihany koa.
Tsy mazava ny politika ivelany izay tena arahan’i Madagasikara amin’izao fotoana izao. Ho hitantsika eo ihany ny tohin’ity raharaha ity.
Vondrona Eoropeanina : Ho tonga amin’ity herinandro ity ny delegasionina iray hanao tombana ny politika ankehitriny
La gazette de la grande île
27/01/2026•40 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5626602
Your IP Address: 216.73.216.115
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





