Tsy nisalasala akory ny colonel Michael Randrianirina filoham-panjakana malagasy no nilaza tamin’ny haino vakijery fa misy olona mitetika ny hanongam-panjakana amin’ireo olona manodidina azy.
Iza izany ireo olona ahiana amin’izany? Ny manodidina an’ny Colonel Michael Randrianirina sy ny olona mpiaramiasa akaiky azy dia ny mpanolotsaina ambony efadahy, ny Praiminisitra sy ny mpikambana ao amin’ny governemanta.isàn’izany koa ireo depiote sy ny mpanolotsaina politika isan-karazany manodidina azy.
Azo lazaina fa mpiaramiasa amin’ny filoham-panjakana Michael Randrianirina ny mpikambana ao amin’ny Ffkm,dia ireo mpitondra fiangonana efàdahy.
Mandroso mihemotra ny raharaham-panjakana noho izany. Maro n’y hoditr’akondro.
Noho izany dia tokony ho esorina ireo olona izay fàntatra ireo fa mitetika ny hanongam-panjakana ireo. Ny firenena dia tsy anana-kavana sy namana fa rehefa hita fa manohitohina ny fampandehanana ny ràharaham- panjakana dia tokony ho esorina avy hatrany. Ny malagasy dia miandrandra fanovana tena izay la izay mangelingelina izany dia tsy tokony hanana indrafo
Mickael Randrianirina Misy mitetika hanongam-panjakana ao anatin’ny Fitondrana Fanavaozana
La gazette de la grande île
21/10/2026•45 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5870936
Your IP Address: 41.136.53.214
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





