Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Ry Malagasy voky lainga : Mbola hanaiky rebirebena ihany ve ?

La gazette de la grande île
02/10/202432 second read

Tadidio ry Malagasy, efa tamin’ny 2018 ianao no nandaingàna fa 3 volana dia hilamina io « delestage » io ! efa ao ny vahaolana ! asa fa tsy kabary !

6 taona aty aoriana isika izao. Mia mafy ny fahatapahana. Mbola vokisana lainga indray ianao.  Lazaina indray fa hivory andro aman’alina hikaroka vahaolana. Mazava izany fa tsy nisy vahaolana voahomana fa seza no notadiavina tamin’ny 2018. Mandrak’ankehitriny dia mbola mamafy lainga ireo mpitondra. Ka mbola hanaiky rebirebena ihany ve ianao ry Malagasy voky lainga ?

Eny amoron-dalana amin’ny rano mivoaka amin’ny tatatra no manasa lamba ny Malagasy ankehitriny noho ny tsy fisian’ny rano
Partager cette article
Articles connexes
Back To Top