Teo anatrehan’ny fanambaran’ny Praiminisitra Herintsalama Rajaonarivelo androany talata faha 18 Novambra 2025 teny amin’ny antenimieram-pirenena raha nanolotra ny politinam-panjakana ankapobeny momba ny fitondrana fanavaozana amin’ny tetezamita izao.
Isany nambarany tamin’ny mahakasika ny fitsapa-kevi-bahoaka.
Fifidianana lalampanorenana no takian’ny malagasy hoy ny fanehoan-kevitra etsy sy eroa fa tsy fitsapan-kevi-bahoaka amin’ ny lalàmpanorenana iray. Lalampanorenana roa na telo no ilaina hisafidianana hoy hatrany no ilaina fa tsy resaka « eny » na « tsia » toa ny fanao hatramin’izay.
Fanovana no takiana eto amin’ny firenena ka tsy tokony ho terena hisafidy lalampanorenana tokana ny malagasy.
Midika izany fa ho mafy ny adi-hevitra amin’ny fihaonambem-pirenena izay tsy maintsy ho tanterahana atsy ho atsy.
Fitondrana tetezamita ny fanavaozana Tsy fitsapan-kevi-bahoaka no ilan’ny malagasy sa fifidianana lalampanorenana
La gazette de la grande île
20/11/2025•31 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5677862
Your IP Address: 31.13.127.38
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





