Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Ady amin’ny Kolikoly Tsy miasa araka ny tokony ho izy avokoa ireo rafi-panjakana miady amin’ny kolikoly

La gazette de la grande île
28/11/202537 second read

Ny inspecteur d’Etat, ny inspecteur de douane, ny inspecteur de finance dia tsy miasa araka ny tena ilaina azy fa fehezin’ny mpanao politika ambony toa ny filohampirenena, ny Praiminisitra sy ireo minisitra ary ireo filohan’ny andrim-panjakana isan-kazarany.
Mbola tsy niasa araka ny tokony ho izy koa ny HCJ, ny Fitsarana sy ny Bianco ary ny Samifin sy ireo zandary ary polisy maro amin’ny ady amin’ny kolikoly ity fa voa baikon’ny mpanao politika tanteraka.
Koa raha tena hiady amin’ny kolikoly marina ny fitondrana hoan’ny fanavaozana
dia raha ireo sehatra ireo ihany no tena miasa ara-dalàna dia mihena be dia be ny kolikoly. Dia tsy maintsy mihena ny fahantrana.
Ireo olona voalaza eo ambony ireo no fototra mahatonga ny kolikoly mahazo vahana eto amin’ny firenena izao.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top