Eo anatrehan’ny fanovana takian’ny vahoaka malagasy izao dia nanao dinika sy fanakalozan-kevitra ny Akademia Malagasy androany alakamisy faha 4 sy ny zoma 5 Novambra 2025 teto Tsimbazaza.
Manampahaizana ambony amin’ny tantara sy mpampianatra amin »ny oniversite, ministra maro teo aloha, mpanao politika tanora sy goaika antitra ary tompon’andraikitra ambony amin’ ny asam-panjakana no mpandray anjara . Nahitana olona avy any amin’ny oniversite any amin’ny faritany koa.
Ny ady hevitra dia nifantoka tamin’ny fanjakana « décentralisé » sy ny fanjakana « fédéral »
Ny fanehoan-kevitra dia nahitana fa ny fanapahan-kevitra ara-politika sy ny fitiavan-tena ny mpanao politika izay mitondra no mahatonga ny fitsinjaram-pahefana tena izy tsy tanteraka teto Madagasikara na fanjakana tokana na fanjakana federaly no tiana ho tanterahana.
Ny profesora Ranjeva Raymond, Ramisandrazana, Lucile Rabearimana, Imbiky Anakle, profesora Razafindrajaona Jean Marie , ary olona ambony maro no tonga tamin’izany.
Akademia Malagasy Nanokana andro nandinihana ny gouvernance sy ny décentralisation
La gazette de la grande île
04/12/2025•39 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5677867
Your IP Address: 216.73.217.65
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





