Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Firenena manodidina sy ato amin’ny Ranomasina Indianina Lasibatrin’ny tafika maloto maro sy ny rongony

La gazette de la grande île
05/08/202646 second read

Mandalo ato amin’ny Ranomasina Indianina avokoa ny sambo mpanondrana rongony sy mpanao tafika maloto isan-karazany. Isan’izany ny jono tsy ara-dalàna, ny rongony mahery vaika isan-karazany ary hatramin’ny harena voajanahary sy ny tafika olombelona koa izay nahazo vahana tato anatin’ny taona vitsy izay. Hatramin’ny taona 2018 dia nahatratra 5 taonina ny rongony tratra tamin’ireo Nosy sy firenena ireo ato amin’ny ranomasina Indianina. Manapotika sy toekarena sy ny olombelona ity tafika maloto ity. Mandalo ato amin’ny firenena ireo ny avy any Amerika, Asia, Afrika Atsimo sy ny maro hafa koa.
Eo anatrehan’izany dia manao fivoriana eto Madagasikara ny ladoany amin’ny firenena ireo ny 5 sy 6 ary 7 Jolay 2026 izao ka manamafy ny fiaraha-miasa amin’ny fifanakalozam-baovao. Ny mpikambana ao amin’ny COI na ny kaomisaonina ny Oseanina Indianina no mitarika azy ireo . Marihana fa eto Madagasikara ny foiben’ity sampan-draharaha ity aty amin’ny ranomasina Indianina izay mitondra ny anarana CRFIM na ( Centres régionaux de Fusion de l’information maritime). Enganie ka hitondra vaha olana.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top