Nanao fanambarana ny filohan’ny Antenimierampirenena Siteny Randrianasoloniaiko ny talata faha 25 Aogositra 2026 nandritra ny fisokafan’ny fivoriana tsy ara-potoana voaloha izay nataon’ny depiote fa miliara an’arivony maro no nahodiny na nangalarina tamin’ny fanamboarana ny kianjan’ny Mahamasina sy ny tanana Tanamasoandro eny Imeritsiatosika. Izany dia nataon’i Andry Nirina Rajoelina izay filohampirenena teo aloha sy ireo forongony niaraka taminy. Ravatomanga Mamy izay mpibaiko azy, Rindra Hasimbelo izay minisitry ny vola teo aloha, ny Praiminisitra teo aloha Ntsay Christian izay mpanapa-kevitra ary ireo mpiray tsikombakomba aminy rehetra dia mazava hoazy fa niara nanao ny kolikoly amin’ny fangalarana io volam-bahoaka io. Ny asa tsy nandeha amin’izay laoniny sy tsy vita, ny vola lany.
Raha tena fitondrana Fanavaozana marina no misy eto dia tokony hisambotra ireo olona ireo fa tsy hijanona amin’ny fanambarana ireny ihany.
Miandry ny tohiny ny malagasy. Aza atao fitaovana politika fotsiny ny fanambarana ireny fa ampiasao ny fahefam-panjakana
Fangalarana ny volam-panjakana Sambory i Andry Rajoelina sy Hasimbelo Rindra ary Ravatomanga Mamy sy ny forongony
La gazette de la grande île
26/08/2026•43 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5810198
Your IP Address: 113.130.81.130
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





