Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Mickael Randrianirina : Nanome vola 16 tapitrisa ny ray-aman-dreny ara-drazana

La gazette de la grande île
19/09/202631 second read

Nanomboka ny alatsinainy 15 septambra lasa teo ka nifarana ny zoma 18 Septambra 2026 ny fankalazana faha sivy  ny Lohataombaovao Malagasy izay natao tany Morondava. Ray aman-dreny ara-drazana isan-karazany no tonga tamin’izany tao Menabe avy amin’ny lafivalon’ny Nosy .
Fiverenana an-doharano, fanandratana ny soa-toavina sy ny kolontsaina ary famerenana ny tantara no tena nivoatra tamin’izany.
Teo anatrehan’izany dia nanome vola 16 tapitrisa ariary ny Filohan’ny Fanavaozana ny Colonel Michael Randrianirina ho fanampiana ity fikambanana amin’izao fandalàna ny fiverenana an-doharano izao. Fisaorana no nataon’ireto ray aman-dreny ara-drazana ireto tamin’izany fanampiana nataon’ny filohan’ny fitondrana Fanavaozana ny Colonel Michael Randrianirina izany. Any Taolagnaro renivotry ny Tanosy indray no fankalazana amin’ny taona 2027.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top