Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Raharaha Boeing 777: Tsy afaka Ravatomanga Mamy

La gazette de la grande île
23/09/202631 second read

Vao maheno ny fofom-bola nihodina tamin’ity raharaha Boeing 777 ity fotsiny tonga dia tsy afaka Ravatomanga Mamy fa tsy maintsy tafiditra tao anatiny. Tsy nisy afera amina miliara be azo natao teto nandritra ny fitondrana Rajoelina raha tsy nahazo ny fankatoavana avy aminy na izy tenany mihitsy no atidohany. Tsy azo hinoana mihitsy hoe ny minisitra Valéry Monjavelo irery no nanapa-kevitra tamin’izany.
Mitovy tamin’ny raharaha fanondranana « bois de rose » nanomboka ny taona 2009 ihany io. Mety ny ampahafolon’ny vola azony tamin’io raharaha Boeing 777 io aza ilay hoe 5 tapitrisa dolara azon’ny ministry ny Fitaterana teo aloha. Tsy milalao vola kely amina raharaha goavana tahaka izany Ravatomanga Mamy.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top