Vola be mitentina 3000 miliara Ar mahery no nambaran’ny rafi-pitsarana misahana ny fanaraha-maso (Cour des Comptes) ny volam-panjakana fa voahokinkodina nandritra ny fitondrana Rajoelina. Voatonona manokana tamin’izany ny orinasa SODIAT an’i Mamy Ravatomanga. Ny minisitra Rindra Hasimbola no ministry ny Vola nanomboka ny taona 2021 hatramin’ny volana oktobra 2025. Izany hoe, tomponandraikitra feno tamin’izany fanodinkodinana 3000 miliara Ar izany ny tenany. Raha tsorina ny resaka dia Ntsay Christian (praiminisitra teo aloha), Rindra Hasimbelo (minisitry ny Vola teo aloha) ary Andry Rajoelina izay samy tafatsoaka an’i Madagasikara no toko telo nahamasa-nahandro tamin’izany ary i Mamy Ravatomanga, Hery Rasoamaromaka, Lalatiana Rakotondrazafy no mpigoka ny volam-bahoaka.
Mbola mampametra-panontaniana hatramin’izao ny fomba nahafahan’ity ministry ny Vola teo aloha ity nivoaka an’i Madagasikara ary indrindra ny fomba nanendrena azy any Washington kanefa izy no lakile namoaka ireo 3000 miliara Ar ireo.
Rindra Hasimbelo: Lakile namoaka ireo 3000 miliara Ar
La gazette de la grande île
23/09/2026•39 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5840387
Your IP Address: 197.148.143.147
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





