Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Lalatiana Rakotondrazafy: 8 andro dia 20 miliara fmg

La gazette de la grande île
30/09/2026•31 second read

Nazava ny tatitra nataon’ny rafi-pitsarana misahana ny fanaraha-maso ny volam-panjakana (Cour des comptes) tao amin’ny ministeran’ny Serasera: halatra, tsy fanarahan-dalana, hosoka, sns. 8 andro monja dia nanjavona ny vola 20 miliara fmg, nolazaina fa nanamboarana ny mozea Havoria. Toraka izany koa ny vola 85 miliara fmg nambara fa nanaovana ireo tranoben’ny Serasera.
2,5 miliara fmg isanandro raha atao ny kajy no lany nandritra io fanamboarana ny mozea Havoria io. Na asa vaventy tahaka ny ahoana ve no nisy tao amin’ity mozea ity dia nandaniana vola be tahaka izany?
Tena « free » mihitsy ny fivoahan’ny vola tao amin’ity ministeran’ny Serasera ity. Efa misy ve fitoriana napetraky ny fanjakana an’i Lalatiana Rakotondrazafy?

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top