Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Haingo Rakotoniary : NAKA 7 MILIARA TAO AMIN’NY CNAPS

La gazette de la grande île
12/11/202532 second read

Tsy ny resaka SMGD fotsiny ihany no fandrobana tao amin’ny CNAPS fa indrindra koa ny vola 7 miliara nalain’i Haingo Rakotoniary, vadin’i Mamy Ravatomanga ho an’ny fikambanana AFF.
Nizarazara fanampiana tetsy sy teroa, tahaka ny hoe ity AFF ity irery no fikambanana mitsinjo ny fiainam-bahoaka, kanefa dia volan’ny CNAPS izao no nanaovana izany rehetra izany.
Rahoviana ny fanadihadiana mikasika ity AFF ity sy ny volan’ny CNAPS lasan’i Haingo Rakotoniary? Izy moa ilay niteny fa tsy misy hidirany ary tsy fantany izay zavatra ataon’i Mamy Ravatomanga vadiny.
Aoka mihitsy kosa izay fanjakazakan’ny olona mpangalatra volam-bahoaka tahaka itony ramatoa be itony. Tsy valifaty mihitsy fa fampiharana ny tany tan-dalàna.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top