Araka ny vaovao voaray, androany 12 novambra 2025 tokony ho t@ efatra ora tolakandro, dia nisy naka an-keriny (kidnapping) ny karana antsoina hoe Sabir Bealana, tompon’ny fivarotana Electrotec sy Bricotec ao Antsirabe,
Marihina fa noho ny ezaka natao, dia efa tsy nisy intsony izany fakana an-keriny karana izany hatr@ 2019.
Feno ahiahy ny karana ankehitriny ny hiverenan’ny fakana an-keriny azy ireo indray satria misy polisy isan’ny nanao fakana an-keriny, no lasa tompon’andraikitra ambony @ izao Fanjakana izao
Sabir Bealana : nisy naka an-keriny
La gazette de la grande île
12/11/2025•21 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5626786
Your IP Address: 216.73.216.115
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





