Ny alakamisy 13 Novambra 2025 no nentina teny amin’ny Pac « Pôle anticoruption » ireo olona 13 voarohirohy amin’ity raharaha ity. Harilala Ramanantsoa ben’ny tanana Antananarivo ankehitriny, Claudia Pichler vadin’i Naina Andriatsitohaina izay ben’ ny tanana teo aloha teto andrenivohitra. Ny tale jeneralin’ny CNAPS teo aloha Mamy Rakotondraibe, ramatoa Béatrice Chan Ching ary ny tale je’eralin’ny Smgd Thierry Andriamananony sy ireo filankevitrin’ny CNAPS teo aloha.
Raha tsy voasambotra eo i Andry Rajoelina, Ntsay Christian, Ravatomanga Mamy, Naina Andriatsitohaina dia mbola manjaka ny tsimatimanota eto Madagasikara. Tsy misy izany fanovana izany fa resaka mandany jiro fotsiny ihany.
Raharaha 11 miliara CNAPS : Tsy afa-miala amin’io i Naina Andriatsitohaina, Ravatomanga, Andry Rajoelina ary Ntsay Christian
La gazette de la grande île
15/11/2025•28 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5626787
Your IP Address: 216.73.216.115
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





