Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Fitondrana TGV NIHAIKY FA NAMOTIKA AN’I LOLA RASOAMAHARO

La gazette de la grande île
17/11/202524 second read

Nihaiky ny heloka vitany ny fitondrana TGV ary ny filohan’izany fitondrana izany, Andry Rajoelina mihitsy no nanambara am-pahibemaso fa nogadraina noho tsy rariny, tamin’ny andro namoahany ilay didy nanome fanafoanan-tsazy. Isan’ireo olona nahazo izany tahaka an’i Paul Maillot sy Fernand Cello i Lola Rasoamaharo.
Mitodika any amin’ny Fitsarana Tampony izany izao ny mason’ny mpanara-baovao, mikasika ity raharaha Brigitte Razaka ity. Tsy azo hiadian-kevitra intsony araka izany fa teti-dratsy nentina namotehana olona sy nandrobàna ny fananany fotsiny iny raharaha iny.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top