Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Rinah Rakotomanga Tandremo! Mamindra ny haromotana

La gazette de la grande île
19/11/202525 second read

Tokony hanantona ny Institut Pasteur haingana ireo mpitandro ny filaminana nokakerin’i Rinah Rakotomanga. Mamindra ary zava-doza mihitsy ny haromotana, indrindra amin’izao andro mafana izao. Mitsindrona mandritra ny 21 andro eo amin’ny kibo ho an’ireo voakakitry ny biby ahiana misy haromotana.
Nanapoaka champagne mihitsy moa i Rinah Rakotomanga isaka ny misy mpanohitra notànana am-ponja ary isan’ny nanapoahany izany champagne izany i Lola Rasoamaharo.
Kodiaran-tsarety ny fiainana, ny ambony mbola ho ambany. Nihevitra azy tsy ho resy mihitsy ireo mpitondra TGV, nanapotika sy nandrava fiainan’olona maro be teto.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top