Nogiazan’ny Fitsarana avokoa ny kaonty rehetra amin’ny banky sy ny fananan’i Mamy Ravatomanga eto Magadasikara, raha efa nogiazan’ny FCC kosa ny atsy Maorisy.
Efa nogiazan’ny PNF koa moa ireo trano maro be tany Frantsa saingy taorian’ny nanagadràna an’i Rolly Mercia izay vavolombelona tamin’izany raharaha izany dia rava ny didy fangejàna.
Nogiazana avokoa araka izany ny Azura, Sodiat, Golf, Auto Diffusion, Pradon, Madarail, Polyclinique d’Ilafy, manerana ny Nosy.
Marihana fa nangataka fiaraha-miasa tamin’ny fanjakana Rajaonarimampianina ny PNF ny taona 2017 saingy tsy araka ny tokony ho izy ny zava-nitranga satria mbola niray tendro tamin’i Mamy Ravatomanga ny fitondrana Rajaonarimampianina. Efa nitsahatra teo amin’ny fanondranana letisia moa ny SODIAT tamin’ity taona ity ary tsy ho isan’ireo hisehatra amin’ny lavanila ihany koa.
Misy fananan’i Mamy Ravatomanga avokoa moa Nosy-be, Foulpointe, Toliara, Fort-Dauphin, Mahajanga, Toamasina.
Mamy Ravatomanga NOGIAZANA AVOKOA NY FANANANY
La gazette de la grande île
19/11/2025•39 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5677867
Your IP Address: 216.73.217.65
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »










