Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Mpomba ny fitondrana : Miady an-trano sahady ny lohandohany

La gazette de la grande île
23/01/202633 second read

Misy manipy hoditr’akondro ny fitondrana Tetezina ity. Lasa mifanilikilika sy mifanipaka anatiny amin’izao fotoana izao izy ireo. Ny mpanolotsaina ny filohampanjakana Elia mitaky ny handravana ny andrim-panjakana izay najoron’ny filoham-panjakana ny Colonel Randrianirina. Ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena Razarapiera Fidel manenjika mafy an’i Filohan’ny faritra Analamanga Clémence izay notendren’ny filoham-panjakana ihany koa. Noroahina tamin’ny toerany ny Colonel Patrick. Soloina ireo mpiasam-panjakana nanampy tamin’ny tolona ka ny mpomba an’i Rajoelina indray no mahazo laka ankehitriny ka marobe ny fitarainana any amin’ny ministera sy ny faritra maro manerana ny Nosy no tsy faly.
Mila mitandrina mafy ny fitondram-panjakana fa be ny hoditr’akondro miparitaka nefa ny fitondrana mbola tsy mari-pototra tsara.

 

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top