Na inona na inona no fomba filazantsika ny zava-misy ankehitriny dia ny Halatr’olona, na ny sorona ary ny tsifandriampahalemana izay iainan’ny vahoaka malagasy amin’izao fotoana izao dia fanakorontanana ara-politika no azo lazaina an’io. Nahoana no tao anatin’ny dimy volana no nahitana ny fangalaran-jaza sy olona toa izao ? Efa manodidina ny roanjato no olona very. Tena fanakorontanana ny firenena mihitsy izany. Lazaina fa sorona na koa raharaha ny « pacte diabolique » na avy eto an-toerana na ny « franc Maçonnerie » avy any ivelany no anton’izao. Aely ireo feo ireo amin’izao fotoana izao mba hanapotehana ny fitondrana Fanavaozana ankehitriny. Tsy vitan’izany ihany fa narongatra koa ny tsifandriampahalemana izay efa nangingina tao anatin’ny 10 volana teo ho eo izay. Tena vakiana fotsiny ny raharaha fa tena asa fanakorontanana mihitsy izao.
Mila mailo isika malagasy ary mila miasa mafy ny fitondrana hahitana ny marina haingana amin’ity raharaha ity fa mafy ny fanakorontanana izao.
Fanakorontanana firenena Sorona na halatr’olona ary tsifandriampahalemana no arangarangan’ny mpanohitra
La gazette de la grande île
28/07/2026•44 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5779704
Your IP Address: 102.68.195.36
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





