Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Lalatiana Rakotondrazafy Nangorona ny volan’ny COVID

La gazette de la grande île
15/09/202630 second read

Isan’ireo nangorona ny vola fanampiana azon’i Madagasikara tamin’ny vanim-potoanan’ny COVID-19 ihany koa i Lalatiana Rakotondrazafy ary nividy trano 3 any ivelany.
Ankoatra an’i Mamy Ravatomanga dia i Lalatiana Rakotondrazafy no isan’ireo atidoha tamin’ny fanodinkodinana ny vola tokony ho nisitrahan’ny vahoaka Malagasy tamin’ireny COVID ireny.
Mazava ho azy niray petsapetsa tamin’izany koa ny praiminisitra lehiben’ny governemanta teo aloha, Ntsay Christian ary ny ministry ny Vola teo aloha.
Etsy an-danin’izany rehetra izany dia mbola i Lalatiana Rakotondrazafy no atidohan’ireny fanenjehana sy fampidirana am-ponja maro teto ireny.
Miandry ny fanokafana ny raharaha momba ity ministry ny Serasera teo aloha, nandositra niala an-tanindrazana ity ny mpanara-baovao.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top