Nanomboka ny alatsinainy 15 septambra lasa teo ka nifarana ny zoma 18 Septambra 2026 ny fankalazana faha sivy ny Lohataombaovao Malagasy izay natao tany Morondava. Ray aman-dreny ara-drazana isan-karazany no tonga tamin’izany tao Menabe avy amin’ny lafivalon’ny Nosy .
Fiverenana an-doharano, fanandratana ny soa-toavina sy ny kolontsaina ary famerenana ny tantara no tena nivoatra tamin’izany.
Teo anatrehan’izany dia nanome vola 16 tapitrisa ariary ny Filohan’ny Fanavaozana ny Colonel Michael Randrianirina ho fanampiana ity fikambanana amin’izao fandalàna ny fiverenana an-doharano izao. Fisaorana no nataon’ireto ray aman-dreny ara-drazana ireto tamin’izany fanampiana nataon’ny filohan’ny fitondrana Fanavaozana ny Colonel Michael Randrianirina izany. Any Taolagnaro renivotry ny Tanosy indray no fankalazana amin’ny taona 2027.
Mickael Randrianirina : Nanome vola 16 tapitrisa ny ray-aman-dreny ara-drazana
La gazette de la grande île
19/09/2026•31 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5836801
Your IP Address: 90.3.189.35
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





