Vao maheno ny fofom-bola nihodina tamin’ity raharaha Boeing 777 ity fotsiny tonga dia tsy afaka Ravatomanga Mamy fa tsy maintsy tafiditra tao anatiny. Tsy nisy afera amina miliara be azo natao teto nandritra ny fitondrana Rajoelina raha tsy nahazo ny fankatoavana avy aminy na izy tenany mihitsy no atidohany. Tsy azo hinoana mihitsy hoe ny minisitra Valéry Monjavelo irery no nanapa-kevitra tamin’izany.
Mitovy tamin’ny raharaha fanondranana « bois de rose » nanomboka ny taona 2009 ihany io. Mety ny ampahafolon’ny vola azony tamin’io raharaha Boeing 777 io aza ilay hoe 5 tapitrisa dolara azon’ny ministry ny Fitaterana teo aloha. Tsy milalao vola kely amina raharaha goavana tahaka izany Ravatomanga Mamy.
Raharaha Boeing 777: Tsy afaka Ravatomanga Mamy
La gazette de la grande île
23/09/2026•31 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5840389
Your IP Address: 113.130.81.138
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »





