Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Tsy Mitomany fa Kômandô lesy Mamy a !

La gazette de la grande île
08/11/2026•42 second read
goûter enfin à la taule pour de vrais motifs de blanchiment et de complot, c’est juste le retour de bâton. Et entre nous, c'est encore beaucoup trop doux..

Be koretaka sahady ve nefa vao eritaona izay no notanana am-ponja ? firy moa ireo olona tsy manan-tsiny nalefan’ialahy nigadra fa tsy nifanaraka tamin’ialahy ?

Izao ialahy mitaraina sy miantsoantso erak’izao tontolo izao fa hoe tsy rariny ny mahazo an’ialahy ? tadidio fa ny Fitsaràna tena izy io mitazona an’ialahy ao am-ponja io fa tsy ny fitsaràna voabaikon’ialahy hatramin’izay.

Aza taitra ialahy fa mbola miandry ny FBI. Aza maika aloha fa mbola ho ela ny lalao e !

Aza adino fa zava misy tena izy ary tena nataon’ialahy no hitazomana an’ialahy any am-ponja fa tsy heloka noforonina tahaka ny fanaon’ialahy . Aza be koretaka fa Kômandô Mamy a !

Aza taitra ialahy fa mbola miandry ny FBI. Aza maika aloha fa mbola ho ela ny lalao e !
Aza taitra ialahy fa mbola miandry ny FBI. Aza maika aloha fa mbola ho ela ny lalao e !
Partager cette article
Articles connexes
Back To Top