Raha mijery amin’ny lafiny ara-piarahamonina sy politika isika dia mazava tsara fa nanana andraikitra amin’izany ny fitondrana nifadimby teto Madagasikara hatramin’ny taona 2000.
Ny filohampirenena teo aloha Ravalomanana, Andry Rajoelina ary Rajaonarimampianina no azo lazaina fa tompon’andraikitra amin’izany.
Raha manaraka tsara ity fitsarana ny raharaha Ambohimalaza ity isika dia hità mazava tsara fa kolotsaina be loatra mifatoka amin’ny fitiavam-bola diso tafahoatra no nahatonga ity raharaha ity. Hita mibaribary amin’izao raharaha izao fa potika ny fanabeazana sy ny fampianarana eto Madagasikara. Mbola azo lazaina koa fa rava ny fifankatiavana sy ny soatoavina malagasy satria dia nifanampoizina sy nifamosazy ary mifamono ho faty koa ny malagasy ankehitriny .
Isan’ny tompon’andraikitra amin’izany n’y mpitondra fanjaka nifadimby teto.Vokatry ny politika tsizarizary sy maloto izay nentin’ireo filohampirenena teo aloha dia Ravalomanana Marc, Andry Nirina Rajoelina ary Hery Rajaonarimampianina izao tranga mampalahelo izao.
Manana andraikitra lehibe amin’ilay antsoina hoe » responsablité morale » sy » responsablité politique » amin’ny raharaha io izy ireo. Toa izany koa ireo mpanao politika nitondra teo izay niaraka tamin’izy telo lahy ireo na olom- boatendry izany na olom-boafidy.
Be dia be ny zavatra tokony harenina eto amin’ny firenena amin’izao fitondrana Fanavaozana izao. Miandrandra ny Colonel Michael Randrianirina ny vahoaka amin’ny fanovana ny zavatra toa izao.
Raharaha Ambohimalaza Tompon’andraikitra amin’io koa ny fitondrana Rajoelina sy Rajao ary Ravalo
La gazette de la grande île
20/11/2026•59 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
5909044
Your IP Address: 142.147.191.162
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »




