Nosakanan’ny ben’ny tanàna antsoina hoe Parany sy ny sefon’ny distrikan’ Arivonimamo ny fety ho fankalazana ny 26 Jona 2023 izao, izay karakarain’ny ny mpandraharaha arampizahantany ao amin’ny espace Soatiana. Toerana mifefy ara-dalàna no misy ity toerana ity. Mandoa hetra ara-dalàna koa. Mahagaga fa dia tsy avelan’ny mpitondra any an-toerana hanao fety. Hira gasy, rindran-kira ary kilalao isan-karazany no hatao amin’izay. Nandefasan’ny mpitondra any an-toerana taratasy fanankianana anefa izany. Araka ny heno dia tsy misy mahazo mamory olona amin’ny fety raha tsy ny TGV sy ny Mapar ihany izay antokon’ny fitondrana. Didy jadona tsy mihoatra izao intsony.
Imerintsiatosika : Sakanan’ny fanjakana tsy hanao fety ny mpandraharaha sy ny vahoaka
La gazette de la grande île
22/06/2023•29 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
313596
Your IP Address: 3.145.58.90
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »