Skip to content
Le Journal de l'île Rouge
Gazetin'ny nosy

Politika : Tsy hihemotra amin’ny famoriam-bahoaka ny Tim

La gazette de la grande île
28/06/202325 second read

Isan’ny politika arahan’ny olona maro ny Kaongresy hataon’ny antoko Tim (Tiako i Madagasikara) izay hatao ao Antananarivo amin’ny faran’ity herinandro ity. Milaza izy ireo fa na inona na inona no ho fanakanana hataon’ny fitondrana Andry Rajoelina dia tsy maintsy hiroso izy ireo. Raha ny zavatra nisy tany amin’ny toerana maro manerana an’i Madagasikara dia nosakanana tsy navela nanao famoriam-bahoaka ny antoko sy ny fikambanana rehetra ivelan’ny mpomba ny fitondrana. Dia ho hita eo indray ny fitrangan-javatra amin’io fotoana io fa miha mafana ihany politika izao.

Partager cette article
Articles connexes
Back To Top