Tanindrana efetra dia Paraina Auguste, Roland Ratsiraka, Siteny Randrianasoloniaiko, Annick Ratsiraka.
Ny avy eto ampovoany indray dia ny betsileo sy ny ambaniandro dia ahitana ireto kandidà manaraka ireto: Andry Rajoelina, Hery Rajaonarimampianina, Marc Ravalomanana, Hajo Andrianainarivelo, Ratsirahonana, Tahina Ranjatoelina,
Inoana fa mbola hitombo ny anarana ireo satria i Monja Roindefo sy Golamaly dia heno fa handray anjara ihany koa. Mbola hitombo ny isa ireo ka vinavinaina ho 20 izy ireo raha be indrindra.
Ny azo antoka dia nihena be ny fitiavan’ olona an’i Andry Rajoelina amin’ny fotoana izao. Matahotra ny hisian’ny korontana ny olona maro satria tsy manaiky ny hampadio ny fifidianana ny vahoaka. Mafana ny toe-draharaha politika eto amin’ny firenena ary efa mifampiantso ny kandidà.
Fifidianana : 10 sahady ny kandidà
La gazette de la grande île
15/08/2023•34 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
313178
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »