Manameloka ny toe-draharaha politika ankehitriny avokoa na ny mpanao politika na ny fikambanan’ny firaisamonim-pirenena.
Fanamelohana tsy mitondra makaiza akory fa fanamelohana an-taratasy sy ambony latabatra ihany. Toa lasa fomba fotsiny ny miteny. Samy mahalala ny tsy fanarahan-dalàna mibaribary ataon’ny fitondràna ankehitriny ny rehetra fa tsy misy sahy mandray andraikitra.
Zary lasa teny an’efitra fotsiny ihany ireo karazana fanamelohana atao. Tonga amlin’ilay fitenenana ankehitriny hoe « misy mihaino? »
Fanamelohana ny toe-draharaha ankehitriny Fomba fotsiny sisa ny miteny
La gazette de la grande île
14/09/2023•20 second read
Partager cette article
Articles connexes
Visiteurs
313135
Your IP Address: 192.185.240.133
Rubriques
« Les fausses nouvelles ne coûtent pas cher à produire. Le véritable journalisme coûte cher. »
Toomas Hendrik Ilves
« Le journalisme ne peut jamais être silencieux : c’est sa plus grande vertu et son plus grand défaut. Il doit parler, et parler tout de suite, tant que les échos de l’émerveillement, les revendications du triomphe et les signes de l’horreur sont encore dans l’air. »
Henry Grunwald
« Le journalisme est le garant de la démocratie. Il est la force du changement social progressif. »